- Publicité -
vendredi, novembre 7, 2025
- Publicité -

Tokony ho tamin’ny fito ora latsaka teo no taitra ny rehetra, raha naheno feom-basy, omaly hariva. Teo am-panidiana tsena ny ankamaroan’ny mpivarotra teo an-toerana no nisy jiolahy nirongo basy tampoka. Ny toeram-pivarotana kojakojan-tokantrano antsoina hoe « shop avenir » no nataon’ireo lasibatra. Tamin’ny fotoana nanoratana, dia mbola raikitra ny fanarahan-dia izay nataon’ny polisy tamin’ireo olon-dratsy.

D.R

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici