# – Fihaonana. Maty voatifitra i Elysé. Ny 23 novambra teo, tao an-tsenan’i Fihaonana dia voasambotra i Mamitiana noho nyresaka halatr’omby. Rehefa nohadihadiana izy dia nanoro ny namany roalahy. Natao ny vela-pandrika ka tamin’ny 1 ora maraina ny fotoana. Vao nahita ny zandary anefa dia nandositra ireto roalahy ireto ka voatery nitifitra ny zandary. Maty voatifitra tamin’izany i Elysé fa Richard namany kosa tafatsoaka.
- Publicité -
Suivez nous
Articles qui pourraient vous intéresser