# – Ambatobe. Lehilahy iray matin’ny varatra. Ny alakamisy folakandro teo, tamin’ny fotoana nilatsahan’ny orana, lehilahy iray no fantatra fa matin’ny varatra teny amin’ny faritr’Ambatobe. Tamin’ny fotoana nahavoa azy, mbola teny an-tanimbary ity olona ity. 62 taona izy izao nindaosain’ny fahafatesana izao.
- Publicité -
Suivez nous
Articles qui pourraient vous intéresser