- Publicité -
dimanche 26 mars 2023
DomicileFaits-DiversAmbatondrazaka : Saika voadaroka ireo mpitory teny

Ambatondrazaka : Saika voadaroka ireo mpitory teny

Omaly, nitangoronan’ny olona ireo mpitory teny  efatra nanambara fa “demony” hono, “Jesoa”. Teo amin’ny tsena any Ambatondrazaka no nisy izany. Efa intelo ireo olona ireo no nanao ny fampianarana hanaraka ny fivavahany teo an-tsena. Tamin’ny voalohany, efa nisy ny namelaka azy ireny tehamaina. Lazaina fa izany Yahoshuah izany no toriany, Baiboly no eny an-tanany. Omaly, soa fa tonga haingana ny mpitandro filaminana fa tsy fantatra izay zavatra nety niseho noho ny fahatezeran’ny olona nanatrika teo.

Janus

- Publicité -
Suivez nous
311,259FansAimer
1,754AbonnéesSuivre
Articles qui pourraient vous intéresser