Kaominina efatra ao amin’ny faritra Anosy no isan’ny tena hivoahan’ny hazo sarobidy any Atsimo. Raha araka ny loharanom-baovao akaiky ny zandary dia nanome baiko manokana ny filohan’ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina ny amin’ny hijeren’ny mpitandro ny filaminana akaiky an’izany toe-javatra izany. Tsy niandry ela fa nisy avy hatrany ny mpitandro ny filaminana nalefa any amin’ireo toerana efatra mba hanatanterahina ny baikon’ny Filoha.
- Publicité -
Suivez nous
Articles qui pourraient vous intéresser