- Publicité -
mardi 21 mars 2023
DomicileFaits-DiversMasiaka ny zandary : Mpividy halatra marobe MD

Masiaka ny zandary : Mpividy halatra marobe MD

Very hevitra ankehitriny ireo mpividy omby halatra na “patron’omby” any amin’ny manodidina an’Ambalavao. Tsy vitan’ny nosavain’ny zandary fotsiny mantsy ny taratasy sandoka izay fampiasan’izy ireo amin’ny fividianana ireo biby halatra fa tena nosamborina mihitsy ny maro tamin’ireo olona. Mitady lalana any amin’ny kolikoly sy fanaovana taratasy sandoka amin’ny endriny hafa indray izy ireo, raha araka ny vaovao avy any an-toerana.

Nangonin’I D.R

- Publicité -
Suivez nous
311,259FansAimer
1,754AbonnéesSuivre
Articles qui pourraient vous intéresser