- Publicité -
vendredi, mai 20, 2022

Tapatapany

# – Ambohimanambola. Tsy nisy ny fotahan’ny fiara . Na dia maro aza ny hetsika nankalazaina ny fetin’ny pasaka izay nivoahan’ny fianakaviana ivelan’ny tokatrano, nisy ireo izay tsy nanana olana mihitsy reo amin’ny fifamoivoizana sahala izay hita teny Analamahitsy. Tsy sahala izany kosa anefa ny teny Masindray-Ambohimanambola, Nanao ezaka lehiba nyzandary amin’nyfanamorana ny fifamoivoizana. Araka izany, tsy sarotra mihitsy ny mandeha eny an-toerana rehefa mitady fialam-boly. Maro rahateo ny ezaka efa nataon’ny tompon’andrikitra hanamorana ny fandehanana any amin’n iny faritra iny.

r.s.

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
241,227FansAimer
1,007AbonnéesSuivre
Articles qui pourraient vous intéresser