- Publicité -
jeudi 1 décembre 2022
DomicileFaits-DiversFJKM Isahafa : Voka-dehibe taona 2015

FJKM Isahafa : Voka-dehibe taona 2015

Toy ny fanao isan-taona, hotanterahina amin’ny alahady farany amin’ny volana jona ny voka-dehibe ao amin’ny FJKM Isahafa. Amin’ity, dia ny faha-28 jona no hanaovana izany. Nampitondraina ny anarana hoe « Voka-pahendrena/Vokatry ny olon-kendry ». Koa entanina isika zanaky ny fiangonana ho tonga any an-toerana hifanotrona sy hanome voninahitra an’Andriamaniatra. Fotoam-pivavahana no hanombohana izany ; izay arahan’ny Fandraisana ny fanasan’ny Tompo. Rehefa izany dia atao ny fanateram-bokatra sy ny lavanty.  Hisy ny sakafo iraisana aorian’izany rehetra izany. Ny tenin’Andriamanitra anorenana ny voka-dehibe dia ny hita ao amin’ny Dan.2,21 « Andriamanitra no manome fahendrena ho an’ny hendry sy fahalalana ho an’izay mazava saina ».

- Publicité -
Suivez nous
311,259FansAimer
1,754AbonnéesSuivre
Articles qui pourraient vous intéresser