- Publicité -
lundi 4 juillet 2022
DomicileFaits-DiversToamasina : Olona roa maty voatifitry ny polisy

Toamasina : Olona roa maty voatifitry ny polisy

Olona roa no fantatra, fa maty rehefa avy nifampitifitra tamin’ny polisy avy ao amin’ny UIR tany Toamasina. Araka ny voavoa voaray, nisy nampilaza ny mpitandro filaminana, fa misy roalahy nitondra basy teny Salazamay tamin’ny alahady 18 oktobra tamin’ny 5 ora hariva. Nidina teny an-toerana ireo polisy. Raikitra avy hatrany ny fifanenjehana, hoy ny vaovao voaray. Tonga dia nitifitra ireo olona nenjehina ka tsy maintsy namely izany ireo mpitandro filaminana. Tamin’izany no nahavoa azy roalahy ireo. Basy marika Unique no teny amin’ireo olona ireo.

Nangonin’i r.s.

- Publicité -
Suivez nous
241,227FansAimer
1,007AbonnéesSuivre
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UNE RÉPONSE

Veuillez saisir votre commentaire !
Veuillez entrer votre nom ici