- Publicité -
dimanche 14 août 2022
- Publicité -
MG
DomicileFaits-DiversAmbohidratrimo : Zazalahy 10 taona matin’ny pesta

Ambohidratrimo : Zazalahy 10 taona matin’ny pesta

Vokatry ny fivangongoan’ny fako manempotra sy ny fiparitahan’ny loto etsy sy eroa dia mandodom-baravarana eto Andrenivohitra ny  pesta. Raha araka ny vaovao voaray dia zazalahy 10 taona no matin’ny pesta tao amin’ny fokontany Miadapaonina, kaominina Mahitsy, Distrikan’ Ambohidratrimo, ny alakamisy naraina teo, tany ho any amin’ny 5 ora. Tao amin’ny hopitaly Bejofo no niseho izany tranga izany. Manoloana izany tranga izany dia nandray fepetra ny fanjakana nandraraka fanafody avy hatrany. Nalevina anirotra avy hatrany ilay razana, hoy ny vaovao. Ny voalavo sy ireo biby mamindra aretina hafa aza efa miara-miaina amin’ny olona amina faritra maro eto Andrenivohitra, ka mamparisarisa ny fahasalamam-bahoaka.

Eric Manitrisa

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité Google Ads -
Suivez nous
299,440FansAimer
1,213AbonnéesSuivre
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UNE RÉPONSE

Veuillez saisir votre commentaire !
Veuillez entrer votre nom ici