- Publicité -
lundi 4 juillet 2022
DomicileFaits-DiversAnkorondrano : Trano fivarotana nodiovin’ny mpangalatra

Ankorondrano : Trano fivarotana nodiovin’ny mpangalatra

Toeram-pivarotana kely mba isan’ny mahavantana ny mpiasan’ny orinasa tsy miankina eo amin’ny manodidina, satria sady mora entana no afiovoan-toerana. Ny alin’ny zoma teo no notsofain’ny jiolahy ny rindrina vita amin’ny fem-barika ary rehefa tafatsofoka tao izy, dia noraofiny avokoa ny entam-barotra tokony hitetina 300.000 ariary, raha araka ny fanazavan’ny tompon’ny fivarotana. Tsy nisy afa-tsy ireny « couche »  an-jazakely ireny sisa no tavela tao amin’ilay toeram-pivarotana.

D.R

- Publicité -
Suivez nous
241,227FansAimer
1,007AbonnéesSuivre
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UNE RÉPONSE

Veuillez saisir votre commentaire !
Veuillez entrer votre nom ici