- Publicité -
mercredi 29 juin 2022
DomicileFaits-DiversAnalakely : “Opération volamena”, vehivavy telo voasambotra

Analakely : “Opération volamena”, vehivavy telo voasambotra

Nanao ilay antsoina hoe “operation volamena” ny polisy avy ao amin’ny boriborintany voalohany etsy Analakely, ny tontolo andron’ny alarobia 27 aprily teo. Vehivavy  telo no nosamborina tamin’izany, tokony ho tamin’ny 12 ora. Ireto olona nosamborina ireo, dia voalaza fa mpividy volamena tsy ara-dàlana eny amin’ny manodidina eny. Anisan’ny mahabetsaka ny mpanao sinto-mahery ny fisian’ireny mpividy tsy ara-dàlana ireny. Maro dia maro moa ny fitarainana tonga any amin’ny biraon’ny polisy mikasika izany. Omaly alakamisy no natolotra ny Fampanoavana izy telo vavy ireo.

nangonin’I r.s.

- Publicité -
Suivez nous
241,227FansAimer
1,007AbonnéesSuivre
Articles qui pourraient vous intéresser

2 COMMENTAIRES

LAISSER UNE RÉPONSE

Veuillez saisir votre commentaire !
Veuillez entrer votre nom ici