- Publicité -
mardi 28 juin 2022
DomicileFaits-DiversAntalaha : Mpandraharaha lavanila nahatratrarana lavanila manta 250 kg, nadoboka am-ponja

Antalaha : Mpandraharaha lavanila nahatratrarana lavanila manta 250 kg, nadoboka am-ponja

Rehefa natolotra ny Fitsarana tao Antalaha afak’omaly ilay lehilahy voalaza fa mpandraharaha lavanila ao Sambava, voatondro ho nividy lavanila mialoha ny fotoana fisokafan’ny tsena, ary mbola nahatratrarana lavanila manta tsy matoy milanja eo amin’ny 250kg, dia nadoboka am-ponja vonjimaika. Noho ny fanomezam-baovao mari-pototra avy amin’ny olona tsara sitrapo, dia ny zoma 19 janoary lasa teo, raha tsiahivina, no voasambotry ny Zandary mpikaroka fandikan-dalàna tao amin’ny trano fonenany ao Antanifotsy II Sambava ity patiraon-davanila tanora ity, ary nopotehina sy nalevina kosa ireo lavanila tratra tao aminy.

Eric Manitrisa

- Publicité -
Suivez nous
241,227FansAimer
1,007AbonnéesSuivre
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UNE RÉPONSE

Veuillez saisir votre commentaire !
Veuillez entrer votre nom ici