- Publicité -
samedi 10 décembre 2022
DomicileFaits-DiversIhosy : Mpivarotra mpamongady iray maty voatifitra

Ihosy : Mpivarotra mpamongady iray maty voatifitra

Nitrangana fanafihan-jiolahy mitam-basy indray tany amin’ny distrikan’ Ihosy, renivohitry ny faritra Ihorombe, ny alin’ny roa jona teo tokony ho tamin’ny 8 ora sy sasany, ka mpivarotra mpamongady iray no maty tsy tra-drano voatifitra, tao amin’ny fokontany Morafeno. Nentin’ireo olon-dratsy niaraka tamin’ny haza azony ny razana, ka ny narain’io vao hitan’ny fokonolona ny vantamangatsiakan’ilay mpivarotra, izay narian’ireo malaso miala ny tanàna, hoy ny vaovao.

Eric Manitrisa

- Publicité -
Suivez nous
311,259FansAimer
1,754AbonnéesSuivre
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UNE RÉPONSE

Veuillez saisir votre commentaire !
Veuillez entrer votre nom ici