- Publicité -
jeudi 30 mars 2023
- Publicité -
DomicileFaits-DiversTolagnaro : Kamiaom- propagandy nitera-doza - Olona iray maty, 7 hafa...

Tolagnaro : Kamiaom- propagandy nitera-doza – Olona iray maty, 7 hafa naratra mafy

Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahafatesana olona indray tao an-tampon-tanànan’i Tolagnaro, ny zoma teo. Fiarabe iray nitondra mpanao propagandy no nitera-doza raha niditra ny kianjan’ Ampasamasay; izay toerana nanaovana kandidà ho filoham-pirenena iray ny fampielezan-keviny. Araka ny tati-baovao voaray avy any an-toerana, dia nofaohin’ny sakana amin’ny haavo tsy azo ihoarana ireo olona nitaingina teo ambonin’ity kamiao niditra ny kianja, ka olona iray poritra namoy ny ainy, ary fito hafa naratra mafy.
Eric Manitrisa

- Publicité -
Suivez nous
311,259FansAimer
1,754AbonnéesSuivre
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UNE RÉPONSE

Veuillez saisir votre commentaire !
Veuillez entrer votre nom ici