- Publicité -
jeudi 11 août 2022
DomicileFaits-DiversAmbondrona : Trano lehibe may kila

Ambondrona : Trano lehibe may kila

Omaly tokony ho tamin’ny fito ora hariva tany ho any, trano lehibe iray no nirehitra tetsy Ambondrona, lalana mizotra ho any Faravohitra iny. Araka ny filazan’ireo nanatri-maso teny an-toerana dia niainga tao amin’ny rihana voalohany ny afo ary niampita nihazo ny rihana manaraka. Voalaza fa vokatry ny court-circuit no nahatonga ny loza. « Tamin’ilay herinaratra tapaka dia niverina tampoka iny ». Marihana fa avotra avokoa ireo olona tao anatin’izany trano izany, raha, zara raha nisy voavonjy kosa ny entana rehetra. Hatramin’ny ora nialànay teny an-toerana, tokony ho tamin’ny sivy latsaka teo ho eo dia mbola nitohy namono ny afo ny mpamonjy voina. (sary Yvon Ram)

m.L

- Publicité -
Jovena
- Publicité -
- Publicité Google Ads -
Suivez nous
299,440FansAimer
1,213AbonnéesSuivre
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UNE RÉPONSE

Veuillez saisir votre commentaire !
Veuillez entrer votre nom ici