- Publicité -
MG
jeudi 18 août 2022
- Publicité -
DomicileFaits-DiversHaintrano tao Marovoay : Zaza telo mianadahy namoy ny ainy

Haintrano tao Marovoay : Zaza telo mianadahy namoy ny ainy

Nitrangan’ny haintrano nahatsiravina nahafatesana olona indray tany amin’ny distrikan’i Marovoay, faritra Boeny, ny herinandro lasa iny, ka zaza telo mianadahy kely (5, 7 ary 9 taona) no indray niara-namoy ny ainy, tao amin’ny kaominina ambanivohitra Antanimasaka. Raha ny fampitam-baovao voaray avy any an-toerana, nitsoka mafy ny rivotra tamin’ny fotoana nisehoan’ny loza, ka vetivety dia niredareda ny afo. Ireto zaza namoy ny ainy anefa tamin’io mbola tavela tao an-trano, satria nanano sarotra tamin’ny mponina teo an-tanàna ny famonjena azy ireo, ka may kila forehitry ny afo tao ireto « tsaiky » tsy manan-tsiny.

Eric Nahoda

- Publicité -
- Publicité Google Ads -
Suivez nous
299,440FansAimer
1,213AbonnéesSuivre
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UNE RÉPONSE

Veuillez saisir votre commentaire !
Veuillez entrer votre nom ici