- Publicité -
samedi 13 août 2022
- Publicité -
MG
DomicileFaits-DiversMorombe : Dahalo raindahiny maty voatifitra, tafaverina ny omby

Morombe : Dahalo raindahiny maty voatifitra, tafaverina ny omby

Taorian’ny fanafihan-dahalo nitam-basy nitranga tao an-tanànan’ Anosilava, any amin’ny kaominina ambanivohitra Ambahikily, distrikan’i Morombe, ny 9 septambra lasa teo, izay nahaverezana omby sivy. Raha vao nandre antso ny miaramila ao amin’ny holafy faha 504-A (ZDS Fiherenana), dia nanenjika avy hatrany ireo malaso, ka tao anaty fanarahan-dia no raikitra ny fifandonana teo amin’ny roa tonta, ka dahalo raindahiny iray no maty voatifitra, ary azo avokoa ireo omby teny am-pelantanan’ny mpanani-bohitra.

Eric Nahoda

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité Google Ads -
Suivez nous
299,440FansAimer
1,213AbonnéesSuivre
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UNE RÉPONSE

Veuillez saisir votre commentaire !
Veuillez entrer votre nom ici