- Publicité -
vendredi, mai 27, 2022
DomicileFaits-DiversFisolokiana : DG iray karohin’ny polisy

Fisolokiana : DG iray karohin’ny polisy

Omaly no nivoaka ny filazana fikarohana azy manerana ny Nosy. Orinasa miandraikitra « forage » no tantànan’i Betsaroana Jean Didier izay tadiavin’ny polisy eo anivon’ny brigade criminelle ankehitriny. Raha araka ny fanampim-panazavana avy amin’ny polisy dia fisolokiana sy fampiasanàna seky tsy misy anto-bola no anenjehana azy. Saika isan-kerinandro dia misy hatrany ny olona karohina ankehitriny noho ny fisolokiana. Ary olona mba metimety sy mitazona andraikitra ambony amin’ny orinasa izany, raha ny tsikaritra tato ho ato. D.R

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
241,227FansAimer
1,007AbonnéesSuivre
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UNE RÉPONSE

Veuillez saisir votre commentaire !
Veuillez entrer votre nom ici