- Publicité -
vendredi 30 septembre 2022
- Publicité -
DomicileFaits-DiversFianarantsoa : Fiara 4X4 tapaka hisatra nandratra bevohoka

Fianarantsoa : Fiara 4X4 tapaka hisatra nandratra bevohoka

Vehivavy bevohoka iray no naratra vokatry ny fandonan’ny fiara azy tany Fianarantsoa. Fiara tsy mataho-dàlana iray no tapaka hisatra omaly maraina, teo amin’ny teoarana akaikin’ny FISA Isaha, ka hatrany amin’ny antsoina hoe Phillips. Andrin-jiron’ny Jirama no voadonany ka nianjera tamin’ny tany, ary mbola nandona kioska iray ihany koa. Marihina fa tsy nisy olona tao anatiny. Tsy vitan’izany fa mbola nandona fiara « bâché » iray ihany koa ilay 4X4 vao nifatratra teny amin’ny mpivarotra solomaso, ka vehivavy bevohoka iray no naratra tamin’izany. Voatery nentina tany amin’ny hôpitaly izy io.

Yv Sam

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité Google Ads -
Suivez nous
311,259FansAimer
1,424AbonnéesSuivre
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UNE RÉPONSE

Veuillez saisir votre commentaire !
Veuillez entrer votre nom ici