- Publicité -
mercredi, septembre 24, 2025
AccueilFaits-Divers67 Ha : Trano nirehitra teny akaikin’ny Coum

67 Ha : Trano nirehitra teny akaikin’ny Coum

Nisehoan’ny hain-, omaly antoandro, teny amin’ny 67Ha tsy lavitra ny Coum. Araka ny vaovao voaray dia trano misy mpivarotra saribao sy tsena io nirehitra io. Nijoalajoala ny afo ary vetivety ny fitaran’ny afo. Tonga teny an-toerana ny mpamonjy voina nanatanteraka ny asany. Nanampy ny fokonolona saingy sarotra ihany ny famonoana ny afo. Tsy mbola fantatra ny niavian’ny firehetana. Misokatra ny fanadihadiana.

Yv Sam

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici