- Publicité SW45 -
dimanche, septembre 8, 2024
AccueilFaits-Divers67Ha : Mpangalatra moto sady mpivarotra basy

67Ha : Mpangalatra moto sady mpivarotra basy

Nalaza be rehefa notaterin’ny gazety mpiseho isan’andro ny fisian’ny lehilahy iray tratra ambodiomby teo am-pangalarana moto. Tamin’ity herinandro ity izany no niseho ary izy dia nampseho ny basy teny aminy ary nanapoaka izany mihitsy aza mba hampihemotra ny olona. Nosamborin’ny pôlisy ary natao ny fanadihadiana azy. Loharanom-baovao akaiky ireo mpitandro ny filaminana no nanazava fa manana dosie hafa ihany koa izy. Izany dia mahakasika ny fivarotana basy « kalachnikov » iray. Mbola ny loharanom-baovao mitovy ihany no namantarana fa « pistolet automatique » izay mpitandro ny filaminana ihany no niaviany, io nampiasain’ilay olon-dratsy tetsy 67 ha io.

D.R

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
387,795FansJ'aime
7,021SuiveursSuivre
1,030AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici