jeudi, mai 22, 2025
AccueilFaits-Divers67ha : Telo tamin’ireo « bande des 8 » mpanendaka voasambotra

67ha : Telo tamin’ireo « bande des 8 » mpanendaka voasambotra

Fanendahana miharo vono … Izany no tena angadin’ireto tontakely mivondrona ao anatin’ny « bande des 8 », mampiteny ny anarany eny amin’iny faritra 67ha sy ny manodidina iny. Nanao ny asany anefa ny pôlisy, miezaka mametraka hatrany ny filaminana amin’izao ankatoky ny fety izao, ka voasambotra ny telolahy tamin’izy ireo, rehefa nanaovana velam-pandrika, ny herinandro lasa teo. Efa natolotra ny Fampanoavana izy ireo ary nadoboka am-ponja vonjimaika, ny sabotsy teo. Mbola mitohy kosa ny fanjonoana ireo naman’izy ireo hafa.

m.L

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici