- Publicité -
mercredi, mai 14, 2025

Tapatapany

#-Ampefiloha Ambodirano. Fatin-dehilahy efa simba natsingevan’ny rano. Lehilahy manodidina ny 40 taona eo ho eo, no hita faty omaly tetsy Ampefiloha Ambodirano, tao anatin’ny rano. Efa simba tanteraka ny razana ary tsy misy namantarana azy intsony. Ny fizahana nataon’ireo tompon’andraikitra no nahalalana, fa tokony ho herinandro teo ho eo izay no nahafaty ity lehilahy ity. Nisy namono, maty an-drano ? Efa misokatra ny fanadihadiana ataon’ireo mpitandro filaminana.

Nangonin’i m.L

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici