- Publicité -
dimanche, juillet 6, 2025

Tapatapany

#-Ankadindramamy. 100 tapitrisa ariary lasan’ny jiolahy. Tokantrano iray teny amin’iny faritra Ankadindramamy iny, no lasibatry ny andian-jiolahy, omaly vao mangiran-dratsy. Lasan’ireo olon-dratsy tamin’izany ny volabe manodidina ny 100 tapitrisa ariary teo, niaraka tamin’ireo fitaovana sarobidy isan-karazany tao an-trano. Tsy nisy naninona kosa ireo tompon-trano. Efa eny an-tanan’ny mpitandro filaminana ny raharaha.

nangonin’i m.L

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici