- Publicité -
lundi, novembre 3, 2025
- Publicité -
AccueilFaits-DiversAntsahamaina Famonjena : Handatsaka ny vato fehizoron’ny 150 taona !

Antsahamaina Famonjena : Handatsaka ny vato fehizoron’ny 150 taona !

« Ary ambonin’ity vatolampy ity no haoriko ny fiangonako, ary ny vavahadin’ny fiainan-tsy hita tsy haharesy azy… »  ( Matio 16/18). Izany no teny fanevan’ny faha-150 taonan’ny Fjkm Antsahamaina Famonjena ao anatin’ny Synodamparitany Antananarivo Atsinanana . Handatsaka ny vato fehizoron’izany taon-jobily izany ny Fkm Antsahamaina Famonjena ny alahadin’ny 16 aprily 2017, alahadin’ny Paska 2017 io, ka miantso sy manasa ny taranaka rehetra ho tonga eny an-tanindrazana amin’io andro io. Hanomboka amin’ny 9 ora maraina ny fanompoam-pivavahan. Hitondra ny hafatry ny Tompo amin’izany ny Filohan’ny FJKM ny Mpitandrina Irako Andriamahazosoa Ammi. Ezaka amin’izao jobily faha-150 taona izao ny fanitarana ny fiangonana.

H.R.

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici