- Publicité -
dimanche, juillet 6, 2025
AccueilFaits-DiversKaominina lhara : Ben’ny tanàna roa nifandimby maty am-perinasa

Kaominina lhara : Ben’ny tanàna roa nifandimby maty am-perinasa

Eo amin’ny tendrony avaratra andrefan’ny distrikan’i Vangaindrano no misy ny kaominina ambanivolo lhara. Ny zava-nahagaga tao amin’io tanàna io dia izay Ben’ny tanàna voafidy  faramparany teo dia maty tampoka tao anatin’ny telo volana fanombohan’ny taom-piasany. Afaka roa taona latsaka kely dia navadika Pds ny nitondra ny asan’ny kaominina. Indrisy anefa fa tsy nandingana akory ny telo volana voalohany indray dia maty tampoka koa. Noho ny asa fampandrosoana ny kaominina tsy azo avela dia voatendry indray ny pds vaovao, ary napetraka tamin’ny fomba ofisialy ny alakamisy 6 avrily lasa teo ka ny lefitry  ny Ben’ny tanana  no nametrahana izany andraikitra izany. Marihina fa ny Ben’ny tanana talohan’ilay maty voalohany dia efa niharan’ny lozam piarakodia  ka tapaka ny tongony.

Randrianambiny roger  

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici