- Publicité -
mardi, juin 10, 2025

Tapatapany

#-Androndra. Hain-trano nahafatesana olona.  Nitrangana hain-trano mahatsiravina teny Androndra ny alin’ny alarobia hifoha alakamisy teo. Lehilahy iray tokony ho 23 taona any ho any no may ary namoy ny ainy tao anatin’izany. Afon-dabozia no nahatonga ny loza raha ny fantatra. Tsy nisy afaka nanavotra ihany koa ilay tovolahy. Izy rahateo nipetra-drery tao an-tranony. Efa nentina eny amin’ny tranom-paty moa ny razana.

Nangonin’i m.L

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici