- Publicité -
dimanche, septembre 13, 2026
- Publicité -

Tapatapany

#-Manakara. Fiarandalam-by nivadika, niala tamin’ny lalam-by. Lamasinina amin’ny zotra FCE, izay mampitohy an’i Fianarantsoa sy Manakara no nivadika teo Sahasihanaka rehefa niala tamin’ny lalam-by ny kodiarana. Araka ny fampitam-baovao azo avy any an-toerana dia noho ny fahanteran’ny foto-drafitrasa no nahatonga ny loza. Marihana fa tsy nisy ny namoy ny ainy, raha ramatoa iray izay nitsambikina avy eny no naratra vokatr’izay.

Nangonin’i m.L

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici