- Publicité -
samedi, juillet 5, 2025
AccueilFaits-Divers67 ha : Mpitandro filaminana nidaroka olona

67 ha : Mpitandro filaminana nidaroka olona

Nanaitra ny maro ny zava-niseho teny amin’ny 67 ha afakomaly. Andiana mpiatandro filaminana no tonga tao amin’ny trano fisotroana iray ka nisambotra ary nidaroka mpiasa ao amin’ity toerana ity. Naratra tamin’izany ny roa tamin’ireto mpiasa ireto. Ny roa kosa dia voalaza fa tsy fantatra na aiza na aiza rehefa nentin’ireo mpitandro filaminana ireo. Araka ny fanazavana, olona iray nanao fanamiana sivily nisotro tao amin’io toerana io no niandohan’izao sakoroka izao. Nivoaka ranamana io ary nentiny nanaraka azy ny tavoahangy avy nisotroany. Nosakanan’ny mpiambina anefa izy ka nasaina namerina izany fa tsy nety. Teo no teraka ny korontana. Niantso ny namany ilay lehilahy ka nitarika ilay fisamborana.

T.M.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici