- Publicité -
samedi, juillet 5, 2025
AccueilFaits-DiversAnalila- Antanimbary : Lehilahy roa hita faty natsingevan’ny rano

Analila- Antanimbary : Lehilahy roa hita faty natsingevan’ny rano

Hataraina ny an’ireo mponina raha handeha hiasa volamena nahita olona roa nitsingevana ambony rano. Lehilahy roa no hita faty teo amin’ny ranon’Ikopa, tao Analila fokontany Jaomava, Kaominina Antanimbary, disitrikan’i Maevatanàna, ny alatsinainy 28 aogositra lasa teo tokony tamin’ny 10 ora maraina. Araka ny fanazavana voaray, nampandre ny mpitandro ny filaminana ireo olona raha vao nahita ilay vata-mangatsiaka. Raha ny fantatra dia efa tsy hita nanomboka ny harivan’ny alahady lasa teo, araka ny fiazan’ireo olona ao an-toby Analila, izy roalahy. Nidina tany an-toerana ny Zandary sy dokotera nanao ny fizahana. Araka ny filazan’ny dokotera, vokatry ny hamaroan’ny rano sy hamamoana be loatra, no nahafaty ireo olona ireo. Ny olona sasany kosa misy nilaza fa nahita an’izy roa nisotro toaka gasy tao an-toby, izay fady hisotroana an’io toaka gasy io, ka nolazaina fa nonota fady izy ireo, ary mety nalain’ny lolon-drano, hoy hatrany ireo manaraka ny fomba tany sy nahita an’ireto nisotro toaka, ka izao namoy ny ainy izao. Efa nomena ny fianakaviana any Betafon’ Antsirabe ny razana, taorian’ny fizahana nataon’ireo tompon’andraikitra. Ny Zandary ao Antanimbary no manao ny

Ratantely

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici