- Publicité -
mercredi, juillet 16, 2025
AccueilFaits-DiversAnkazobe : Nisy taxi-brousse nivadika indray

Ankazobe : Nisy taxi-brousse nivadika indray

Nitsoaka ny mpamily raha vao nitranga ny loza, ny asabotsy teo tokony ho tamin’ny dimy ora maraina.   Nivadika ny taxi-brousse nentiny izay sady nitondra razana saika entina aty Antananarivo raha avy any Maevantanana. Tao Bemahatanina no nisehoan’ny loza rehefa tapaka hisatra ilay fiara ka nifatratra tany anaty hatsana. Naratra ny olona 18 tao anatiny ka ny 10 tamin’izany no tena voa mafy. Nentina notsaboina faran’izay maika taty an-drenivohitra, ao amin’ny hopitaly Hjra. Mateti-pitranga ny lozam-pifamoivoizana eo an-toerana ary efa nahafaty olona maro izany, tamin’ity taona ity fotsiny.

D.R

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici