- Publicité -
samedi, novembre 22, 2025
- Publicité -
AccueilFaits-DiversToliara II : Mpivady niady, noloaran-drangahy tamin’ny antsy lava lela ny voamasom-badiny

Toliara II : Mpivady niady, noloaran-drangahy tamin’ny antsy lava lela ny voamasom-badiny

Ramatoa iray 25 taona eo no miady mafy amin’ny fahafatesana ankehitriny ao amin’ny hopitaliben’ i Toliara. Raha ny fanazavana azo dia noloaram-badiny tamin’ny antsy maranitra ny voamason’ity renim-pianakaviana ity, afak’omaly, tany Ankililoaka Distrikan’ i Toliara II. Niady noho  ny resa-bola sy hasarotam-piaro ireto mpivady tanora ny talata hariva teo, ka avy hatrany dia naka antsy lava lela ilay rangahy tezitra mafy, ary notsatohany ny zava-maranitra teny an-tanany tsy nananany antra ny andefimandriny. Nihevitra ity lehilahy ity fa maty ny vadiny izay nihosin-drà ka lasa nitsoaka izy, ary karohina fatratra amin’izao ilay nahavanon-doza, hoy ny vaovao voaray.

Eric Manitrisa

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici