- Publicité -
jeudi, août 28, 2025
- Publicité -
AccueilFaits-DiversMaevatanàna : Olan'ny famatsian'drano, tapaka efa nandritra ny herinandro

Maevatanàna : Olan’ny famatsian’drano, tapaka efa nandritra ny herinandro

Tapaka ny rano efa nandritra ny herinandro lasa izay, tsy nahenoana fanazavana mikasika ity fahatapahan-drano ity ny tompon’andraikitra avy eo anivon’ny orina jirama eto Maevatanàna. Mizaka ny tsy eran’ny aina ny mponina eto Maevatanàna. Tsy tonga eny amin’ny fantsona isan-tokantrano intsony ny rano noho ny faharitran’ny rano mpamatsy ny jirama. Voatery mantsaka rano any Antsakoamamy ny mponina, izay 5km miala ny tanàna. Lasa mandany 1000 Ariary hitondrana rano iray bidao amin’ny bajaj, raha amin’ny sarety dia 2000 Ariary no hitondran’izy ireo izany.

Ratantely

- Publicité -
Suivez nous
414,384FansJ'aime
12,533SuiveursSuivre
1,820AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici