- Publicité -
vendredi, juillet 4, 2025

Tapatapany

# Lasa fanaon’ny dahalo tanteraka ny kidnapping. Tany Menabe, tao amin’ny distrika Mahabo dia dahalo enina no naka an-keriny ny mpiasan’ny kaominina iray. Nianatsimo ny dian’ireo olon-dratsy ary hatramin’ny omaly dia mbola tsy hita popoka ilay tompon’andraiktira eo anivon’ny kaominina. Tsy izay ihany fa tany Andilamena koa dia nisy olona iray nalain’ny dahalo nentiny niaraka taminy ary tsy hita hatramin’izao.

# Olona telopolo no indray naiditra hopitaly noho ny fihinanana atsantsa. Tany Morombe no nitranga izany, tao amin’ny fokontany Andavadoake. Noana ny olona ary lasa toa ny mana latsaka avy any an-danitra ny fahitàna hazan-drano izay maty ho azy ka nentin’ny ranomasina eny amoron-driaka.

D.R

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici