- Publicité -
lundi, juillet 7, 2025
AccueilFaits-DiversMananara Avaratra : 18 000 Ariary ny iray litatra amin’ny lansatsy

Mananara Avaratra : 18 000 Ariary ny iray litatra amin’ny lansatsy

Anisan’ny nitondra takaitra mafy tamin’ny fandalovan’ny rivodoza Ava ny Distrikan’ i Mananarana Avaratra, ka mbola tsy mety tafarina hatramin’izao. Araka ny tati-baovao voaray avy any an-toerana, noho ny tsy fisian’ny famatsiana dia manjaka ny varo-maizina, tafakatra 18.000 Ariary ny iray litatra amin’ny lasantsy ankehitriny ao Mananara. Velon-taraina ihany koa ny vahoaka fa nahitam-piakarany avokoa ny vidin’ entana rehetra ilain’ny mponina any amin’ity distrika saro-dalàna ity : 18.000 Ariary ny kilaon’ny hen’omby eny an-tsena, anana iray tsongo vidina 1.000 Ariary, raha 8.000 Ariary ny kilaon’ny ovy sy karaoty. Arivo Ariary ny atody iray, 500 Ariary ny akondro iray, . . .

Eric Manitrisa

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici