- Publicité -
jeudi, juillet 3, 2025
AccueilFaits-DiversBelo Tsiribihina : Zazakely roa taona, maty nianjera tao anaty lavadrano

Belo Tsiribihina : Zazakely roa taona, maty nianjera tao anaty lavadrano

Zazalahikely iray tokony ho roa taona mahery eo no maty nianjera tao anatina lavadrano mihandrona somary lalina tsy lavitra ny trano misy azy, ny alarobia teo. Olona nandalo no nahita ny razana ka nanaitra ny manodidina, fa ny ray aman-drenin’ ilay zaza tamin’ny fotoana io tsy tao an-tanàna fa nivoaka namonjy tsena. Araka ny tati-baovao voaray, dia nilalao irery teo an-tokotany tsy lavitra an’io dobon-drano io ity zaza tsy manan-tsiny ity, raha variana nanao ny kenonkenona tao an-trano ny zokiny.

Eric Manitrisa

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici