- Publicité -
samedi, septembre 19, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversSambava : Lehilahy iray maty tsy tra-drano voahitsaky ny « buldozzer »

Sambava : Lehilahy iray maty tsy tra-drano voahitsaky ny « buldozzer »

Nitrangana loza ara-pifamoivoizana nahafatesana olona indray tany Sambava renivohitry ny Faritra Sava, omaly, ka lehilahy iray no maty tsy tra-drano voahitsaky ny « buldozzer ». Raha ny tati-baovao voaray avy any an-toerana, dia teo am-piampitana tetezana an’ity fitaovana milina goavam-be ity no niseho ny loza tsy nampoizina, satria raha iny teo am-piakarana an’ity « buldozzer » ity ilay raim-pianakaviana avy nanao « guide » an’ity fiarabe ity no nibolisatra tampoka, ka voahitsaka ary namoy ny ainy teo ho eo.

Eric Manitrisa

Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici