- Publicité -
samedi, septembre 19, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversRN4 : Voatery nasiana « déviation »

RN4 : Voatery nasiana « déviation »

Eo akaikin’Andranofeno, amin’ny lalam-pirenena faha-efatra, no voatery nasiana làlana vonjimaika. Ny anton’izany dia noho ny fisian’ny kamiao lehibe iray izay nivoaka ny làlana ka naha-potika ny tetezana eo an-toerana. Nijanona teo am-povoan’izany aza ilay fiarabe ary niteraka ny fahatapahan’ny RN4 tamin’ny alarobia teo. Nihodina ny lalàna ary somary mamakivaky rano izay vao mahazo ny arabe indray.

D.R

Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

1 COMMENTAIRE

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici