- Publicité -
jeudi, juillet 17, 2025
AccueilFaits-DiversFarihan’Anosy : Mitangorina ny olona fa misy voay ao anaty rano

Farihan’Anosy : Mitangorina ny olona fa misy voay ao anaty rano

Anisany toerana manome endrika ny renivohitra ny farihan’Anosy. Omaly  dia nisy olona nitangorina teo amin’io faritra io. Nandeha ny feo fa misy voay ao anaty rano. Zavatra tsy dia fahita firy izany ary araka ny fantatra dia tamin’ny repoblika voalohany no nisy farany izany. Tsy mahagaga raha toa ka taitra ny olona manoloana ity zava-nitranga ity ka nametra-panontaniana hoe fa misy inona?

R.D

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici