- Publicité -
samedi, septembre 26, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversAlasora : Tsy mbola hita izy mianadahy omaly

Alasora : Tsy mbola hita izy mianadahy omaly

I Franky sy Jenny, mbola tsy hita hatreto

Hatramin’ny omaly izay nanoratana, dia mbola tsy hita i Jenny sy Franky, mpianadahy kely izay tsy fantatra ny tena nahazo azy ireo na fakàna an-keriny na antony hafa. Tsy hita hatramin’ny asabotsy lasa teo izy dahy raha hiverenana kely. Nandeha hamangy ny havany teny Alasora, raha niala tao an-tranony tao Anosizato-Atsinanana. Ny hariva tamin’ny fito latsaka fahefany, ny asabotsy ihany io, no nisy nahita farany dia tsy hita popoka intsony. Mbola mitombina arak’izany ny fangatahan’ny ray aman-dreniny, ny mba hanampiana azy ireo avy amin’ny alàlan’ny fampitam-baovao tsy misy arakaraka, amin’ny laharana 0340844876-0331131278-0324234243. Nampanantena valisoa ihany koa izy ireo ho an’ny olona tsara sitra-po ;  manome vaovao afaka manampy amin’ny fahitana an’i Jenny sy Franky (15 taoa sy 14 taona).

D.R

Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici