- Publicité -
mercredi, septembre 2, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversMandritsara : Nahitana trangan’aretina harimotana

Mandritsara : Nahitana trangan’aretina harimotana

Araka ny vaovao voaray avy tany an-toerana, fantatra fa nahitana trangan’aretina haromotana ao Mandritsara. Tsy niandry ela ireo manampahefana isan-tsokajiny voakasika mivantana amin’izao trangan’aretina izao, ka nisy  ireo fepetra noraisina tamin’izany, toy ny famonoana ireo alika mirenireny sy fanaovana lavaka handevenana ireo fatin’alika mba tsy hiparitahan’ny aretina.

Nahitana trangan’aretina haromotana ihany koa, ny faritra vitsivitsy manerana ny Nosy. Entanina arak’izany ireo manampahefana mba handray ny andraikitra avy hatrany hisorohana ny fiparitahan’ ny otrikaretina.

Anastase

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici