- Publicité -
lundi, juillet 7, 2025
AccueilFaits-DiversFanadinana Bepc : Roa lahy tra-tehaka ho nanao hosoka, nampidirina am-ponja

Fanadinana Bepc : Roa lahy tra-tehaka ho nanao hosoka, nampidirina am-ponja

Rehefa niakatra Fampanoavana omaly, dia naiditra am-ponja vonjimaika ao amin’ny fonjaben’ Ankazondrano Fianarantsoa, ny roa lahy voalaza ho nanao hosoka tamin’ny fanadinana Bepc, tao amin’ny foibem-panadinana Joël Rakotomalala. Araka ny tati-baovao voaray, dia fanoloana mpiadina niatrika ny taranja Malagasy ny alatsinainy lasa teo no iampangana azy ireo, ka ny iray ilay nosoloina ary ny iray ilay nanolo. Taorian’ny fisavana karapanondro nataon’ireo tompon’andraikitra eo anivon’ity foibem-panadinana ity no nahatrarana ny hosoka nataon’izy roa lahy.

Eric Manitrisa

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici