- Publicité -
mardi, septembre 8, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversAntsirabe : Ombay mitady i Gino

Antsirabe : Ombay mitady i Gino

GinoNiala tao an-tranony ny alatsinainy  12 may 2014 maraina, tokony ho tamin’ny  6 ora sy fahefany Randrianantoandro Gino Jean Jacques ( Gino) hamonjy ny toeram-pianarany. Tsy mbola niverina anefa izy hatramin’izao. Nambaran’ny teo anivon’ny sekoly fa tsy tonga tany am-pianarany izy tamin’io fotoana io. Kilasy fahenina ao amin’ny CEG Soamalaza i Gino. Koa iangaviana izay mahita azy na mahalala ny fisiany hiantso ny laharana 032 44 474 75 na ny 034 19 401 44 na hampandre ny mpitandro filaminana akaiky azy indrindra.

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser