- Publicité -
dimanche, juillet 20, 2025
AccueilFaits-DiversManakara : Ratsy ny kalitaon’ny « letchis », mitaraina ireo mpandraharaha

Manakara : Ratsy ny kalitaon’ny « letchis », mitaraina ireo mpandraharaha

Raha nisokatra tamin’ny ofisialy omaly ny taom-piotazana lodsia 2018 ho an’ny Faritra Atsinanana sy Analanjirofo, dia velon-taraina kosa ireo mpandraharaha any amin’ny Distrikan’i Manakara, fa ratsy ny kalitaon’ny lodsia tamin’ity indray mitoraka ity noho ny fahataran’ny rotsak’orana. Hatramin’izao, raha ny tati-baovao voaray, dia mbola marikivy sady kelikely ny voan’ny « letchis ». Matetika moa ny vokatra lodsia avy amin’iny Faritra Vatovinany Fitovinany iny, dia hamidy amin’ny tsena anatiny ao Fianarantsoa, Toliara ka hatraty Antananarivo ary Mahajanga.

Eric Manitrisa

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici