- Publicité -
mercredi, juillet 9, 2025
AccueilFaits-DiversAnkorahotra : Nifatratra tao anaty « gargote » ny fiara

Ankorahotra : Nifatratra tao anaty « gargote » ny fiara

Tokony ho tamin’ny sivy ora maraina no nitranga ny lozam-pifamoivoizana omaly. Niparitaka teo amin’ny arabe ny sakafo isan-karazany izay tsakitsaky. Ny antony dia satria nifatratra tao amin’ny toeram-pivarotana lasopy ny fiara kely iray peugeot 206. Nentin’ny ramatoa izay nanao torimaso fotsy ny fiara ary tsy tafajanona intsony izany raha tsy tao amin’ilay toeram-pivarotana. Eo ambony « trootoir » anefa no misy azy, raha araka ny fitantaran’ny olona sy araka ny hita maso rahateo. Talohan’izay dia mbola nandona môtô koa ilay fiara ary voatery nentina teny amin’ny toeram-pitsaboana ny nitaingina izany noho ny ratra izay nanjo azy.

D.R

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici