- Publicité -
lundi, octobre 5, 2026
- Publicité -

Tapatapany

# – RN4, olona hamonjy tafika masina niharan’ny lozam-pifamoivoizana. Fiara fitaterana iray, hizotra ho aty an-drenivohitra, no nifanehatra tamin’ny fiara 205 izay ho any Diégo, ary nitondra olona hamonjy tafika masina. Olona telo, raha araka ny vaovao azo avy any an-toerana, no naratra mafy. Ilay nandeha tamin’ilay fiara kely avokoa no niharan’izany.

D.R

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser