- Publicité -
samedi, juillet 5, 2025
AccueilFaits-DiversAmpasy Nahampoana – Tolagnaro : Vaky fanindroany ny fasana, taolambalona razana 10 indray...

Ampasy Nahampoana – Tolagnaro : Vaky fanindroany ny fasana, taolambalona razana 10 indray no very

Vaky fanindroany indray ny fasana, tao Betaligny, any amin’ny Kaominina ambanivohitry Ampasy Nahampoana, Distrikan’i Tolagnaro, ka taolambalona razana folo no very, ny 19 febroary lasa teo. Araka ny vaovao voaray, dia fianakaviana tompom-pasana handeha handevina tamin’io andro io no nahatsikaritra ny fahavakisan’ ny fasana. Hatramin’ny fotoana nanoratana ny lahatsoratra, dia mbola karohina fatratra ireo dahalo mpandroba taolam-paty. Raha tsiahivina, dia efa vaky ity fasana ity, ny 8 febroary lasa teo, izay nahaverezana razana sivy, ary mpiandry omby no nahatsikaritra ny fahavakisana, ka nampahafantatra haingana ny tranga tamin’ny mponina.

Eric Manitrisa

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici