- Publicité -
samedi, juillet 5, 2025
AccueilFaits-DiversAmpanihy Andrefana : Ankizilahy mpianatry ny Ceg 14 taona, hita faty natsingevan’ny...

Ampanihy Andrefana : Ankizilahy mpianatry ny Ceg 14 taona, hita faty natsingevan’ny rano

Omaly naraina, ankizilahy iray sahabo 14 eo, voalaza fa mpianatry ny Ceg an’i Ejeda, Distrikan’ Ampanihy Andrefana, no hita faty nitsingevana teny amin’ny reniranon’i Onilahy. Tamin’ny fotoana nahitana ny razana, dia mbola teny amin’ity mpianatra hita faty ity avokoa ny fanamiana manonkana maha mpianatra azy nanaovany ary ny kitapo nentiny. Ny andron’ny omaly io hatrany, saingy tany amin’ny Fokontany Andremba Distrikan’i Betioky Atsimo kosa, dia ramatoa iray 30 taona mahery eo no hita faty natsingevan’ny rano, raha araka ny vaovao voaray nampitain’ny Sefo Fokontany any an-toerana.

Eric Manitrisa

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici