- Publicité -
vendredi, juillet 4, 2025
AccueilFaits-DiversAmbositra : Napetraka tamin’ny fomba ofisialy ny prefet vaovao

Ambositra : Napetraka tamin’ny fomba ofisialy ny prefet vaovao

Atoa Rakotomalala Richard, administrateur-civil no voatendrin’ny fitondram-panjakana ho préfet-n’Ambositra vaoavao. Notaterina ny alakamisy faha 10 aprily lasa teo,  tao amin’ny efitrano malalaka ny fivoriana “maison orange” ny faritra Amoron’i Mania, ny lanonana manamarika ny fifamindram-pahefana, teo amin-dRtoa Andrianaivo  Ravakiniaina, préfet-n’Ambositra teo aloha sy Atoa Rakotomalala Richard  préfet vaovao. Atoa Rakotomalala Richard, administrateur civil, dia efa ny sefo distrikta teto Ambositra sy sekretera jeneraly ny pefecture-n’Ambositra talohan’ny nandraisana izao andraikitra vaovao izao.

Anastase

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici